Entry (1/2) | 1 fanadontoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana izay hampaharenina, izay hahadombo, hahadonto; fanadomboana |
Explanations in French |
4 [1.3] celui qu'on abrutit, qu'on endurcit souvent; manière d'abrutir 5 [1.5] action d'abrutir |
Root | 6 donto |
Entry (2/2) | 7 fanadontoana |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.13] fomba ampiasaina mba tsy handre maharary ny faritra iray |
Explanations in French |
10 [1.13] anesthésie |
Vocabulary |
11 Health |
Root | 12 donto |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |