|
|
|
|

Entry1  fanafihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika
4  [1.13] fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady
Explanations in French  5  [1.13] invasion
Vocabulary  6  Politique
Root  7  tafika

Anagrams  8  fanafihana, fifahanana, hifanafana, ifanahafan, nifanahafa

Updated on 2025/01/21