|
|
|
|

Entry1  fanafintohinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antony mahatezitra
Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana
Explanations in English  4  [1.7] the act of offending; a scandal; cf.fahatafintohinana
Explanations in French  5  [1.8] scandale, offense
Root  6  tafintohina

Updated on 2025/02/02