|
|
|
|

Entry1  fanafy
Root  2  tafy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manafy, manome lamba na akanjo hitafiana
Azo tafiana, tokony hotafiana: Ny mahantra tahaka ireny no fanafy

Anagrams  5  afafin, fafany, fafañy, fanafy, fiafan, fifana, fifana~, finafa, ifafan, nafafy, nifafa

Updated on 2025/02/08