Entry |
tafy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. [1.1]
|
Explanations in English | Unequal, disproportionate. [1.2]
|
Compound words |
|
|
Entry |
tafy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandrakofan-damba na akanjo ny tena [1.1]
|
Explanations in English | Clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] [1.2]
|
| Clothing [1.7]
|
Explanations in French | Habit, vêtement [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|