Entry | 1 mitafy |
Root | 2 tafy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! |
Explanations in English |
5 [1.2] to dress; to wear the Lamba. 6 [1.7] to dress, to wear clothes |
Explanations in French |
7 [1.8] se vĂȘtir, porter tel vêtement |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mitafy |
Anagrams | 16 fitiam, matify, mitafy |
Updated on 2023/01/20 |