Entry | 1 manafy |
Root | 2 tafy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manome akanjo: Manafy mahantra maro izy [1.1] |
Explanations in English |
5 to clothe, to dress. [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 vêtir quelqu'un [1.8] |
Examples |
7 Mbola Ingahy koa no manafy lamba azy. [2.643#] 8 Mety handrovitra ny lamba manafy ny fianakaviana koa isika amin' izany. [1.369#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 famany, fañamy, fanamy, fanima, finama, ifanam, mafina, manafy, manifa, mifaña, mifanà, mifana~, mifana, nafiam, namafy, niafam |
Updated on 2023/01/20 |