|
|
|
|

Entry1  manafy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manome akanjo: Manafy mahantra maro izy
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to clothe, to dress.
Explanations in French  5  [1.8] vêtir quelqu'un
Examples  6  [2.643#] Mbola Ingahy koa no manafy lamba azy.
7  [1.369#] Mety handrovitra ny lamba manafy ny fianakaviana koa isika amin' izany.
Root  8  tafy
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  famany, fañamy, fanamy, fanima, finama, ifanam, mafina, manafy, manifa, mifanà, mifana, mifana~, mifaña, nafiam, namafy, niafam

Updated on 2025/04/19