Entry (1/2) | 1 tafiana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo |
Explanations in English |
4 [1.2] to be clothed, to be dressed. Used of the person. |
Examples |
5 [2.48] ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana. |
Root | 6 tafy |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tafiana |
Entry (2/2) | 12 tafiaña |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Sihanaka]
morondrano |
Anagrams | 15 itafana, tafaina, tafiaƱa, tafiana |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |