Entry | 1 fanahazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fainelarana zavatra eo amin' ny hainandro mba ho maina; toerana amelarana zavatra mba ho maina: Ataovy erỳ amin' ny fanahazan-damba itỳ |
Explanations in French |
4 [1.3#205] L'action de mettre au séchoir, le lieu, le temps |
Examples |
5 [2.472#] Eo amin' ny fanahazana azy eo an-tokontany, miseho ihany ny tiana hafenina. |
Root | 6 hahy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |