Entry 1/2 |
fanairana
(taitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo [1.1]
|
| Anjomara, antsiva [1.13]
|
Explanations in French | Avertisseur [1.13]
|
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
fanairana
(taitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [1.1]
|
Explanations in French | L'action de surprendre, la cause [1.3]
|
| Excitation [1.13]
|
Compound words |
|
|