Entry |
taitra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia
[1.1]
|
Explanations in English | Startled, shocked [1.7]
|
Explanations in French | Surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [1.3]
|
| Surpris, choqué [1.8]
|
Morphology |
Simple : |
taitra,
taitran',
tai- |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|