|
|
|
|

Entry1  tairina
Root  2  taitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina
5  Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko
6  Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay [1.1]
Explanations in English  7  to be startled, to be shocked [1.7]
Explanations in French  8  qu'on surprend, qu'on choque, éveille [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word tairina

Anagrams  14  anirita, atariny, atrainy, iranita, iriatan, itairan, itarany, itarina, niriata, nitaira, nitaria, riatina, tairina, taraini, tarinay

Updated on 2023/01/20