Entry (1/2) | 1 fanaitra |
Root | 2 taitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka [1.1] |
Explanations in French |
5 Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre [1.3#648] |
Examples |
6 Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy. [2.298#] |
Entry (2/2) | 7 fanaitra |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka [1.1] |
Explanations in French |
10 stimulus [1.13] |
Anagrams | 11 atrifana, fanaitra, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, tafarina, tarafina |
Updated on 2023/01/06 |