Entry | 1 vahotra |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [1.1] |
Explanations in English |
9 benumbed 10 perplexed [1.7] |
Explanations in French |
11 engourdi 12 confus [1.3, 1.8] 13 transi, crispé par le froid 14 fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3] |
Examples |
15 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [2.324] |
Anagrams | 16 hovatra, vahotra, vohatra |
Updated on 2020/07/31 |