Entry | 1 vahobahotra |
Root | 2 vahotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in French |
4 [duplicatif] [1.3#800] |
Examples |
5 Nony inona, nandroso ihany ny hanoanany, ka vahobahotra ny lohaliny, dia niala-janona kely izy. [2.69#] 6 Izany no teniny sady vahobahotra ny vavany, ny nifiny niady sy nikitroka ary ny tenany rehetra nihinjitrinjitra. [2.324#] |
Updated on 2023/01/22 |