|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara...
Explanations in English  4  [1.2] the furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however.
5  [1.7] furniture and household furnishings
Explanations in French  6  [1.3] les meubles et ustensiles d'une maison
7  [1.8] ameublement
Examples  8  [2.529] Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy.
Compound words 

Entry (2/2)11  fanakà
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany
Root  14  ak

Anagrams  15  ankafa, fakana, fanakà, fanaka, kafana

Updated on 2025/04/19