|
|
|
|

Entry1  fanakaramana
Root  2  karama
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fakana olona hanao asa ho an' ny tena, izay omena vola amin' izany [1.1]
Explanations in French  5  L’action de louer, de prendre à gages, le motif, le temps, le prix, le salaire [1.3#312]
Examples  6  Eny àry, dia hihena tsikelikely hatrany ny fanakaramana mpiasa tsy kinga saina, tsy mahay mamorona, tsy hentitra ary tsy mailaka. [1.369#]
7  Ary ny fanaikena amin'ny fanakaramana sy ny fanofan-tany na trano, na ny mpiasa dia azo atao amin'ny taratasy hasiana sonia eo anatrehan'ny Lehibe manana fahefana sy ny Consul vavolombelona. [2.366#]
Other spellings  8  fanaramana

Updated on 2023/01/06