|
|
|
|

Entry1  karama
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko
9  Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana [1.1]
Explanations in English  10  wages [1.7]
Explanations in French  11  salaire, traitement [1.8]
Examples  12  Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama. [2.472#]
13  Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#]
14  Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#]
Analogs  15  Tamby, vava vola, vidin-katsembohana, vidin' aina, valin-kasasarana, takalom-patsa vidim-pihinanana, fihinanana, sakafo, fivelomana, kapoaka, vidin-jiro, hasin-tanana, falim-po, fankasitrahana
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word karama
Article  19  Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly

Anagrams  20  kamara, karama, makara, Ramaka

Updated on 2023/10/24