|
|
|
|

Entry1  karama varimasaka
Elementary words  2  karama, vary, masaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  karama tsy mifanentana amin' ilay asa atao fa dia toa vidin' ny vary na sakafo ilaina eo am-panaovana ny asa fotsiny [1.1]

Updated on 2024/08/13