|
|
|
|

Entry1  manimba karama
Elementary words  2  manimba, karama
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona mety manaiky karama kely noho ny fanao ka tonga mampidina ny karaman' ny maro

Updated on 2024/12/07