Entry (1/3) | 1 manimba |
Root | 2 simba |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana 5 Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany 6 Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto [1.1] |
Explanations in French |
7 endommager, dégrader, détruire [1.13] |
Examples |
8 ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina! [2.470] 9 manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 15 manimba |
Root | 16 simba |
Part of speech | 17 adjective |
Explanations in French |
18 nocif [1.13] |
Entry (3/3) | 19 manimbà |
Root | 20 simba |
Part of speech | 21 imperative of active verb manimba [Full list] |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] |
Explanations in French |
23 [1.3] |
Anagrams | 24 ambanim, animbam, mambañy, manamby, mañamby, manimbà, manimba |
Updated on 2024/08/16 |