Entry | manakarama (karama) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | manarama | ||||||||
Entry | manakaramà (karama) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb manakarama | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Synonyms | manaramà | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |