Entry |
fanakonana
(takona)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita [1.1]
|
Explanations in English | The act of covering; an eclipse [1.7]
|
Explanations in French | Action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune [1.8]
|
Examples |
1 | Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana.
[2.857]
|
2 | Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany.
[1.353]
|
|
|