|
|
|
|

Entry1  fanakonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita
Explanations in English  4  [1.7] the act of covering; an eclipse
Explanations in French  5  [1.8] action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune
Examples  6  [2.857#] Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana.
7  [1.353#] Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany.
Root  8  takona

Anagrams  9  fanakonana, fanokanana, nanafanako, nanafokana, nanakofana, nanokafana

Updated on 2025/01/21