Entry | 1 fanakorontanana |
Root | 2 korontana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana |
Explanations in French |
5 [1.3#359, 1.13] la perturbation 6 [1.3#359] la révolution |
Examples |
7 samy niharan' ny fanakorontanana koa manko. [2.245#] 8 Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany. [4.27#] |
Updated on 2024/12/11 |