Entry | 1 korontana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano? 4 Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. [1.1] |
Explanations in English |
5 disorder [1.7] |
Explanations in French |
6 désordre, confusion [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 akorontan, korontana, kotroñana, nakoronta |
Updated on 2020/07/31 |