Entry (1/2) | 1 mikorontana |
Root | 2 korontana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano 5 Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo 6 Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mifanjevo, misaritaka, misavoritaka, mifotofoto, misafotofoto, misavorovoro, mikorokoro |
Analogs | 12 tsy milamina, mifangaro be ihany, mifamotaka ambony ambany |
Entry (2/2) | 13 mikorontàna |
Root | 14 korontana |
Part of speech | 15 imperative of active verb mikorontana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 ikorontanam, mikorontàna, mikorontana |
Updated on 2023/01/20 |