|
|
|
|

Entry1  misafotofoto (safotofoto)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely
4  Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity
5  Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra [1.1]
Explanations in English  6  also used for mifotofoto [1.2]
7  to be indisorder; to act in fury [1.7]
Explanations in French  8  être embrouillé; agir en colère [1.8]
Examples  9  Manga ny lanitra, ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary. [2.471]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mifotofoto, mikorokoro15  misaritaka, misavorovoro, mivorovoro, mikorokoro16  mifotofoto, mikotikotika

Updated on 2023/10/20