|
|
|
|

Entry (1/2)1  manakorontana
Root  2  korontana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra?
Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana
Explanations in English  5  [1.7] to put in disorder; to push or knock things about
Explanations in French  6  [1.8] bouleverser, mettre en désordre; troubler
Examples  7  ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile [2.1011#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  manakoronna
Root  13  korontana
Part of speech  14  imperative of active verb manakorontana [Full list]

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/28