Entry (1/2) | 1 fanakotrana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana |
Root | 4 kotrana |
Entry (2/2) | 5 fanakotrana |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana |
Root | 8 kotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |