Entry | kotrana | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana. Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Bruit d'un choc. Choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe [1.3] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | kotrana | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo [1.1] | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |