Entry 1/2 | mikotrana (kotrana) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mikotrana | ||||||||
Entry 2/2 | mikotràna (kotrana) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mikotrana | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | manikotra, manotrika, mikotrana |
Updated on 2023/01/20 |