Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mikotrana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mikotrana foana ny fandisa sy ny sahafa, fa ny vary ihany no ho toro. [2.653]
Mikotrana foana ny sahafa sy ny fanoto, fa ny vary ihany no toro. [2.558 #2338] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny vy tsy mba Ny vy tsy mba mikotrana irery. [2.653 #2476] Vy tsy mikitrana raika. [1.147 #V107] Vy tsy mikotrana irery. [1.3] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le fer ne résonne pas seul. [1.3]
Le fer ne résonne pas tout seul. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il faut être deux pour se quereller, se battre. [2.165]
Un seul ne fait pas la guerre, on ne se bat pas sans être deux. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||