Entry | 1 kotranina |
Root | 2 kotrana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky 5 Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy 6 Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |