|
|
|
|

Entry (1/2)1  manakotrana
Root  2  kotrana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  manakotràna
Root  10  kotrana
Part of speech  11  imperative of active verb manakotrana [Full list]
Explanations in Malagasy  12  [1.1]
Explanations in French  13  [1.3]

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21