|
|
|
|

Entry1  fanakovilavila
Root  2  kovilavila
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manakovilavila, izany hoe manao tarehy ratsy, na mampandeha tsy mahitsy tsara fa mivilambilana be ihany na manakovilivily (sandry) rehefa mandeha [1.1]
Explanations in French  5  Manière de faire balancer [1.3#365]

Updated on 2023/01/20