|
|
|
|

Entry1  fanakovilavila
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manakovilavila, izany hoe manao tarehy ratsy, na mampandeha tsy mahitsy tsara fa mivilambilana be ihany na manakovilivily (sandry) rehefa mandeha
Explanations in French  4  [1.3#365] Manière de faire balancer
Root  5  kovilavila

Updated on 2024/12/11