|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanalana
Root  2  ala
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
Explanations in English  5  [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
6  the act of removing [1.7]
Explanations in French  7  action de prendre, d'ôter [1.8]
Examples  8  Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#]
Synonyms  9  fanala
Compound words 

Entry (2/2)13  fanalana
Root  14  ala
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Mathematics: arithmetic
Explanations in Malagasy  17  Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
Explanations in French  18  soustraction [1.13]
Synonyms  19  fangalana
Proverbs  20  Proverbs containing the word fanalana

Anagrams  21  falanana, fanalana

Updated on 2023/09/02