|
|
|
|

Entry1  fanampiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vonjy, famonjena
Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany
Explanations in English  4  [1.7] help
Explanations in French  5  [1.8] aide, secours
6  [1.13] aide
Root  7  ampy
Compound words 

Updated on 2024/12/11