Entry | 1 fanampiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vonjy, famonjena Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany |
Explanations in English |
4 [1.7] help |
Explanations in French |
5 [1.8] aide, secours 6 [1.13] aide |
Root | 7 ampy |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |