|
|
|
|

Entry1  fanandramana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany
4  [1.13] asa fanaporofoana na fanamarinana na fampisongadinana fisehon-javatra iray
Explanations in French  5  [1.3#39] l'essai, l'expérience, l'épreuve, la dégustation
6  [1.13] expérience, expérimentation
Examples  7  [2.499#] Ny tenako no nanaovako fanandramana.
8  [2.356#] Santatra sy fanandramana aloha no hatao;
9  [2.4#] Aoka aho izay amin' ny tsapatsapa sy ny fanandramana.
10  [2.643#] Niseho ho mpandini-javatra sy sahisahy nanao fanandramana loatra izy io.
Root  11  andrana
Compound words 

Anagrams  14  fanandramana, fandramanana

Updated on 2025/01/21