|
|
|
|

Entry (1/4)1  fanandrana
Root  2  andrana
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha
5  Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [1.1]
Explanations in French  6  ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer [1.3#39]

Entry (2/4)7  fanandrana
Root  8  tandra
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Fanongotana amin' ny tandra [1.1]
Explanations in French  11  l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause [1.3]

Entry (3/4)12  fanandrana
Root  13  tandra
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]

Entry (4/4)16  Fanandrana
Part of speech  17  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  18  Geography: towns

Anagrams  19  Fanandrana, fanandrana, nandafaran, nandrafana

Updated on 2023/01/07