|
|
|
|

Entry1  fananimpitoloha
Root  2  fanany, fito, loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fananina izay voalaza fa fito ny lohany
Explanations in French  5  [1.54] serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre
Examples  6  ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [2.69]
7  Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508]
Vocabulary  8  Religions, Beliefs
Other spellings  9  fananompitoloha

Updated on 2024/12/12