|
|
|
|

Entry1  fanantatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany
Explanations in French  4  [1.3#577] Ce qu’on peut commencer, manière de commencer
Examples  5  [2.472#] Re indray nony avy eo, fa tsy fantatra ny tena hamarinan' izany resaka mandeha izany, fa ny fanantatra dia mibory daholo ihany ny olona.
Root  6  santatra

Updated on 2024/12/11