Entry | 1 santatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Voaloham-bokatra: Santa-bary Voalohany amin' ny zavatra atao, fiandohana: Atolotro anao ny santatry ny asako Fanaovana na fihinanana zavatra amin' ny voalohany |
Explanations in English |
4 [1.7] first fruits; the beginning |
Explanations in French |
5 [1.8] prémices; commencement 6 [1.196] (toute l'île). Prémices. Première récolte d'une culture. Elle était traditionnellement offerte au souverain avec solennité, surtout pour les prémices du riz ou santa-bary. |
Vocabulary |
7 Botany |
Derivatives |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word santatra |
Anagrams | 14 asantatr, santatra |
Updated on 2020/10/12 |