|
|
|
|

Entry1  misantatra
Root  2  santatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao namampiasa na mihinana zavatra (vary, voankazo...) vokatra voalohany: Ianao izao no hisantatra iny elo vao novidiko iny ~ Omaly izahay no nisantatra ny vary vokatra tamin' ity taona ity [1.1]
Explanations in English  5  to taste the first-fruits [1.7]
Explanations in French  6  manger les prémices du riz; débuter [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  manatsitra, misantatra

Updated on 2023/01/20