|
|
|
|

Entry1  fanaporofoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao
Explanations in French  4  [1.3#493] l'action de prouver, la preuve
5  [1.13] démonstration
Examples  6  [1.519#] Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny.
7  [4.27#] Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness"
Root  8  porofo

Updated on 2024/12/11