Entry |
porofo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita porofo Fanamarinana: Anisan' ny porofon' ny fisian' Andriamanitra ny firindran' ny zavaboary Andrana: Porofon-tsary Sorapirinty voalahatra ka mbola halana diso: Manitsy ny diso amin' ny poro fom-pirinty [1.1]
|
| Fanamarinana [1.13]
|
Explanations in English | Proof [1.7]
|
Explanations in French | Preuve [1.8, 1.13]
|
| épreuve photographique [1.8]
|
| Cliché, épreuve [1.13]
|
Examples |
1 | Zavatra tsy anananao porofo no antsoantsoinao, sady zava-doza rahateo koa.
[2.472]
|
2 | Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony.
[2.5]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Origin | English: proof.
|
|