Entry | 1 manaporofo |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manamarina |
Explanations in French |
4 [1.4.fr#460] justificatif, justificative |
Examples |
5 [2.285#] Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona! 6 [2.366#] Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. |
Root | 7 porofo |
Morphology |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |